|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : rangaina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Tsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|