| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : ranombary | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Amboabe miandry varavarana: tsy vitan-dranom-bary, fa notsipazan-taolana.  [2.415 #699, 2.653 #132] Amboabe miandry varavarana : tsy vitan'  izay ranom-bary, fa notsipazan-taolana koa.  [2.558 #20]
 | 
| Traduction française | Gros chien qui monte la garde à la porte : il ne se contente pas d' eau de riz, on lui jette des os.  [2.415 #699] | 
| Interprétation française | Se disait des exigences des grands, et aussi de celles des créanciers.  [2.415 #699] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Efa halohalika ny ranom-bary ka tafatsangana hatramin'  ny vahiny.  [2.558 #1020] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Na nanao tsy hitsangana aza ny vahiny, raha mahita ny ranom-bary halohalika, dia mba hiteny ihany.  [2.415 #6517, 2.653] | 
| Traduction française | L'hôte a beau s'être promis de ne pas se lever, s' il voit que l' eau où l' on fait cuire le riz arrive jusqu' au genou, il parlera.  [2.415 #6517] | 
| Interprétation française | Devant une sottise évidente, on ne peut se retenir de donner des conseils.  [2.415 #6517] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |