| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : siramamy | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika.  [1.1] | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina.  [1.1] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Tantely sy siramamy : na dia samy mamy aza, misy samihafa anarana ihany.  [2.974 #72, 2.653] Tantely sy siramamy : na dia samy mamy aza, tsy itovizana kosa ny anarana.  [2.558 #4101]
 | 
| Traduction française | Miel et sucre : même douceur et noms différents. [2.974 #72] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |