| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : tonotono | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Ny ankizy no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tonotono.  [1.1] Ny zaza no tia tsapa-fatana, dia ry zareo vaventy no tia tono hanina.  [2.558 #3381]
 Ny zaza no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tono hanina.  [2.415 #992, 2.653 #2534]
 | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza ny toetran' ny lehibe izay tsy miafina amin' ny ankizy ka mazàna no alainy tahaka.  [1.1] | 
| Traduction française | Si les enfants aiment à tripoter le feu, c' est que les parents aiment à manger des grillades.  [2.415 #992] | 
| Interprétation française | Les enfants imitent les parents.  [2.415 #992] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |