| Entrée (1/4) | 1 ovana | 
| Radical | 2 ova | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1] | 
| Exemples | 5   Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka;
[2.113] 6 Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 fadirana ovana | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/4) | 13 ôvana | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en malgache | 15   Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62#156] | 
| Explications en français | 16   [ovaña]
 noyau [1.13.fr#160] | 
| Vocabulaire | 17 Physique | 
| Entrée (3/4) | 18 ovana | 
| Partie du discours | 19 nom | 
| Explications en malgache | 20   Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1] | 
| Explications en français | 21   Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [Betsimisaraka]
 [1.196] | 
| Tous les mots composés | 22 6 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 23 Botanique: (en général) | 
| Entrée (4/4) | 24 ovana | 
| Partie du discours | 25 nom | 
| Explications en français | 26   (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [Bezanozano]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 27 Botanique | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Anagrammes | 28 avona, 29 ovana, ôvana, 30 vaona, vaoña, 31 voana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |