| Entrée (1/2) | 1 adana | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2] 5 slowness; hence, peace, happiness [1.7] | 
| Explications en français | 6   lenteur [1.3, 1.8, 1.5] 7 Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5] 8 démarche grave, abondance, paix [1.3] 9 tranquillité, bonheur [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 23 Ambohimiadana | 
| Vocabulaire | 24 Emotions | 
| Analogues | 25 anoka, danoka, daresaka, darona, tanesaka, fisomararetra, havotsana, havozavozana, hasambarana, hafinaretana, raondraona, firaondraonana, roandroana, firoandroanana, oronorona, fioronoronana, fandrian-tsaina, tsy fitebitebena, tsy fananana tahotra am-po, fandriam-pahalemana, tsy fananana horohoro | 
| Entrée (2/2) | 26 Adana | 
| Partie du discours | 27 nom propre (biblique) [Liste complète] | 
| Explications en anglais | 28   Addan [2.996] | 
| Explications en français | 29   Addân [2.996] | 
| Exemples | 30   Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia):
[2.996] | 
| Vocabulaire | 31 Ecritures Saintes | 
| Autres orthographes | 32 adona | 
| Citations bibliques | 33 Chapitres et versets citant Adana | 
| Article | 34 Randzavola: Adana ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 35 Adana, adana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |