| Entrée | 1 akoho | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely) Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).] [1.2] 5 a chicken [1.7] | 
| Explications en français | 6   poule [1.54] 7 poulet [1.8] 8 [akôho] coq, poule [Sakalava-Mayotte] [1.405] | 
| Exemples | 9   "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho.
[2.293] 10 Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana. [2.472] 11 sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano [2.131] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 92 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 14 Zoologie: oiseaux | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 16 akoho, 17 hokoa | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |