|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anjoro firarazana |
| Singan-teny | 2 zoro, 3 firary, 4 razana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ny atao hoe anjoro na zoro firarazana dia ny zoron-trano avaratra atsinanana; mitodika any amin' io toerana io ny raim-pianakaviana ntaolo taloha amin' ny tsinan' ny alahamady ka mitanisanisa firarian-tsoa ho an' ny taranany, fa io no taombaovao tamin' ny Malagasy fahiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[anjorofirarazana]
7 [rary, chanting, prayers.] The north-east corner of a house where the rary is sung and the sorona is usually made.
[1.2] |
| Ohatra |
8 Dia nandohalika nanatrika teo anjorofirarazana izy ka nivavaka hoe : Eny Andriamanitra, Andriananahary!
[2.588]
|
| Tsipelina hafa | 9 anjorofirarazana |
| Mpanahaka | 10 zorofirarazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|