Entrée | 1 bibiolona |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 biby, olona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty |
Exemples |
5 [2.895#] Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina.
6 [2.117#] Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. |
Tous les mots composés |
|
Analogues | 8 bibyolona, bibinolona, olonabiby |
Anagrammes | 9 bibiolona, 10 biby olona, 11 olona biby |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |