Entrée | 1 bolantany |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 bola, tany |
Explications en malgache |
4 [1.1] [bolan-tany]
anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany |
Explications en français |
5 [1.13] sphère terrestre, globe terrestre |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 9 Géographie: (en général) |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |