| Entrée (1/2) | 1 domiverina | 
| Mots élémentaires | 2 dona, 3 miverina | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako [1.1] | 
| Explications en français | 6   choc en retour [1.3] 7 contre-coup [1.13] | 
| Entrée (2/2) | 8 Domiverina | 
| Mots élémentaires | 9 dona, 10 miverina | 
| Partie du discours | 11 nom propre (pièce de théâtre) [Liste complète] | 
| Explications en français | 12   opérette de 1939 [1.59] | 
| Vocabulaire | 13 Littérature: pièces | 
| Auteur | 14  Rajaonson Charles | 
| Anagrammes | 15 Domiverina, domiverina | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |