| Entrée | 1 fahaleovantena | 
| Mots élémentaires | 2 fahaleovana, 3 tena | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   [fahaleovan-tena]
 Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony [1.1#194] | 
| Explications en anglais | 6   [fahaleovan-tena]
 independence [1.7] | 
| Explications en français | 7   [fahaleovan-tena]
 indépendance [1.8] 8 indépendance [1.5#191] | 
| Exemples | 9   nahazo fahaleovantena i Madagasikara.
[2.472] 10 Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. [2.4] 11 Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [2.503] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |