| Entrée | 1 fiarahamonina | 
| Mots élémentaires | 2 fiarahana, 3 monina | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona [1.13.mg#70] 6 [fiarahamonina] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana [1.62] | 
| Explications en français | 7   [fiarahamonina]
 histoire, géographie, instruction civique, socio-économie [1.13.fr#70] 8 [fiaraha-monina] société [1.13.fr#70] | 
| Exemples | 9   natambatry ny fiarahamonina vaovao.
[2.508#23] 10 Io no endrika fiaraha-monina voalohany [2.285#267] 11 Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [2.445#13] 12 Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [2.606] 13 Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [4.27] 14 Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [4.43] | 
| Autres orthographes | 15 fiarahamonina | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |  |