|
|
|
|

Entrée1  monina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  onina
Explications en malgache  4  [1.1] Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy
Explications en anglais  5  [1.2] to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house.
6  [1.7] to reside, to dwell
Explications en français  7  [1.8] résider, habiter
Exemples  8  [2.471] Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao
9  [2.48] ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés  15  15 mots contenant monina
Analogues  16  mipetraka, milasy, mitoetra, mitomoetra, miorin-dasy, maka toerana, manorim-ponenana, mamitsaka, miampirina, mialokaloka
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot monina

Anagrammes  18 mañino, 19 manony, mañony, 20 minòna, minona, 21 monany, 22 monina

Mis à jour le 2025/09/13