| Entrée | 1 firapotsy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Mots élémentaires | 3 firaka, fotsy |
| Explications en malgache |
4 [1.1] Karazam-piraka faninginana 5 [1.13] Antsoina hoe koa kasia malandy 6 [1.1] Karazam-piraka faninginana. |
| Explications en anglais |
7 [1.2] [fira-potsy]
A white kind of lead. 8 [1.7] [fira-potsy] tin |
| Explications en français |
9 [1.8] [fira-potsy]
étain 10 [1.13] étain |
| International |
11 [3.1] Sn |
| Exemples |
12 [2.503#] Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy.
|
| Vocabulaire | 13 Chimie |
| Autres orthographes | 14 firapotsy |
| Tableaux et planches |
15 Table périodique |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|