|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fotsy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo)
Explications en anglais  4  [1.2] white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.]
5  [1.7] white
Explications en français  6  [1.3, 1.82, 1.8] blanc
7  [1.82, 1.3] nettoyé
8  [1.82] propre [Taisaka]
9  [1.3] fourbi, rendu propre, blanchi
Exemples  10  [2.470] Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  25  157 mots contenant fotsy
Antonymes  26  mainty
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  125  Proverbes contenant le mot fotsy
Tableaux et planches  126  Les Couleurs

Entrée (2/3)127  fotsy
Partie du discours  128  adjectif
Explications en anglais  129  [1.2] disregarded, vain, worthless, disparaging

Entrée (3/3)130  fotsy
Partie du discours  131  nom
Explications en malgache  132  [1.78] ravinala [Taisaka]
Explications en français  133  [1.82] ravenale [Taisaka]
Tous les mots composés 
Synonymes  141  fontsy

Anagrammes  142 fotsy, 143 tsifo, 144 tsofy

Mis à jour le 2025/09/13