| Entrée | 1 fofon' aina | 
| Mots élémentaires | 2 fofona, 3 aina | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [fofon-aina]
 The breath; lit. the breath of life. [1.2] | 
| Exemples | 7   ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao [2.131] | 
| Vocabulaire | 8 Biologie | 
| Anagrammes | 9 fofoanina, 10 fofon' aina | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |