| Entrée (1/2) | 1 ikaloy | 
| Radical | 2 kalo | 
| Partie du discours | 3 impératif du verbe relatif ikaloana [Liste complète] | 
| Explications en français | 4   [1.3#306] | 
| Entrée (2/2) | 5 Ikaloy | 
| Partie du discours | 6 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 7   [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [1.10] | 
| Vocabulaire | 8 Géographie: agglomérations | 
| Analogues | 9 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloalt | 
| Anagrammes | 10 ikalio, 11 ikaloy, Ikaloy, 12 laikoy | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |