| Entrée (1/3) | 1 karija | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [Sakalava]
 [1.1] | 
| Analogues | 4 fahetse | 
| Entrée (2/3) | 5 karija | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Analogues | 7 sikidy | 
| Texte | 8 
 | 
| Entrée (3/3) | 9 Karija | 
| Partie du discours | 10 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] | 
| Exemples | 11   Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia
[2.508#] | 
| Vocabulaire | 12 Histoire: personnages | 
| Anagrammes | 13 jarika, 14 karajy, 15 karija, Karija | 
| Mis à jour le 2025/10/12 |   |