|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 lalana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga / Manaraha mandrakariva ny lalan' ny fahamarinana
Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongavana amin' izay kendrena: Ny fikezahana no lalana mitondra amin' ny fahombiazana
Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-pahefana hanao zavatra iray: Iza no nanome lalana anao hiditra ato amin' ny sahako? (diso ny mampiasa ny teny hoe "alalana" amin' ny fehezan-teny toy io): Mangata-dalana handeha izahay, tompoko.
Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan-kely, lalan-tsarety, lalam-be, arabe, lalam-boahangy, kizo, soritra, diantsarety, sakeli-dalana, kihondalana, fihaonan-dalana, sampan-dalana, hodimirana, finlahana, fivilian-dalana, lalamasaka, kizo tokana, lalantampina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives [1.2]
5 a road [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 route, chemin [1.8]
7 voie, rue [1.13]
8 [lalaña] chemin [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  9 lalany ihany ny lohasaha firaofany. [2.470]
10 Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana|dalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-lalana|dalana no nataony. [2.324]
11 Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 97 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18Randzavola: lalana ao amin' ny Baiboly (=> varotra sy ranto)

Teny iditra (2/3)19 lana
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra, avoakan' ny mpitondra fanjakanà, na voaraikitry ny fomba amam-panao hatra ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka: Fantatrao ve ny lalàna momba ny fifidianana? / Makà hevitra amin' ny olona mpahay lalàna ianao
Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana: Araka ny lalànan' ny fitsipipitenenana malagasy dia tsy asiana / amin' ny fanakambanon-teny, raha ka na tra no iafaran' ny teny voalohany: Kara-pifidianana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 [French la loi] a law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 [français la loi] loi [1.8]
Haiendriteny 
24 Tsotra :
25 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 30 amin' io teny io
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  28Randzavola: lalàna ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)29 Lalana
Sokajin-teny  30 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  31 Haisoratra: boky
Mpanoratra  32Rakotoson Michèle

Fivaditsoratra  33 lalana, Lalana, lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03