| Entrée (1/2) | 1 mañalady | 
| Radical | 2 malady | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   manafaingana [Bezanozano]
 [1.78] | 
| Exemples | 5   Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany.
[2.508#] 6 Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#] | 
| Tous les mots composés | 7 manalady alahelo | 
| Entrée (2/2) | 8 manalady | 
| Radical | 9 halady | 
| Partie du discours | 10 verbe actif | 
| Explications en malgache | 11   [mañalady]
 miala tsiny [Bezanozano]
 [1.78] 12 Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao) Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [1.1] | 
| Explications en anglais | 13   to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 18 manalady misy | 
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 20 madilana, 21 manalady, mañalady, 22 mandalia | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |