| Entrée (1/3) | 1 manidina | 
| Radical | 2 idina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   [mañidiña]
 mandraraka rano [Tambahoaka]
 [1.78] 5 [mañidiña] mandrotsaka rano, manondraka [Sihanaka] [1.78] 6 Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   to pour out, to take down; to cast [1.2] | 
| Explications en français | 8   Faire descendre, verser dans, couler dans un moule [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/3) | 13 manidina | 
| Radical | 14 sidina | 
| Partie du discours | 15 verbe actif | 
| Explications en malgache | 16   Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [1.1] | 
| Explications en anglais | 17   to fly [1.7] | 
| Explications en français | 18   voler dans l'air [1.8] | 
| Exemples | 19   Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa
[1.38] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 24 5 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (3/3) | 26 manidìna | 
| Partie du discours | 27 impératif du verbe actif manidina [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 28   [1.1] | 
| Anagrammes | 29 manidina, manidìna, 30 miandany, 31 midanina | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |