| Entrée (1/3) | 1 mahajanga | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   soga [Taimoro]
 [1.78] | 
| Entrée (2/3) | 4 Mahajanga | 
| Mots élémentaires | 5 maha~, 6 janga | 
| Partie du discours | 7 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Explications en français | 8   [1.11] 9 nom français: Majunga [3.1] | 
| Exemples | 10   Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy mahajanga aho.
[2.471] 11 Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana mahajanga-Antananarivo. [2.472] | 
| Vocabulaire | 12 Géographie: agglomérations | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (3/3) | 13 Mahajanga | 
| Partie du discours | 14 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 15   iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1] | 
| Vocabulaire | 16 Politique | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Tableaux et planches | 23   Les six provinces | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 24 mahajanga, Mahajanga | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |