| Entrée (1/2) | 1 masonkarena | 
| Mots élémentaires | 2 maso, 3 harena | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1] 6 fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   the cost price; capital used in business [1.7] | 
| Explications en français | 8   prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8] 9 prix de revient [1.13] | 
| Exemples | 10   Nisondrotra ny masonkarena tamin' ny fanaovam-boky.
[2.356#] | 
| Vocabulaire | 11 Economie: finances, gestion | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 13 Masonkarena | 
| Mots élémentaires | 14 maso, 15 harena | 
| Partie du discours | 16 nom propre (ethnonyme) | 
| Exemples | 17   Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny masonkarena ary ny Dimanjehy.
[2.508] | 
| Vocabulaire | 18 Géographie: pays, peuples | 
| Anagrammes | 19 masonkarena, Masonkarena | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |