| Entrée | 1 Melaky | 
| Partie du discours | 2 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1] | 
| Exemples | 4   Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky.
[4.27] | 
| Vocabulaire | 5 Politique | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Tableaux et planches | 28   Les vingt-deux régions | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 29 kalemy, 30 kilema, 31 Melaky | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |