| Entrée | 1 Menarahaka | 
| Mots élémentaires | 2 mena, 3 rahaka | 
| Partie du discours | 4 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 5   Renirano. 180 km. [3.1] | 
| Explications en français | 6   Affluent de la Mananara du Sud (180 km.), qui prend sa source sur le versant ouest de l'Andringitra du Sud, à Lamboany, descend vers le sud-ouest et se joint aux eaux de l'Ionaivo et de l'Itomampy venues du massif du Vohimainty, pour former la Mananara; par sa direction est-sud-est, elle peut être considérée comme l'origine de la Mananara. [1.11] | 
| Exemples | 7   Niala tany Inongy Andriamena ka nifindra tao Ranomena, renirano sampan' i menarahaka ao
[2.508#] 8 Io ony io dia « menarahaka », izay mandeha avaratra sy andrefana ary atsimon ' Ivohibe, ka miditra ao atsimon' i Vangaindrano « Mananara » no anarany rehefa tonga any. [1.353#] | 
| Vocabulaire | 9 Géographie: rivières, lacs | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |