| Entrée | 1 mitatra | 
| Radical | 2 itatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   [miitatra]
 Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1] 5 mitombo habe [1.13] | 
| Explications en français | 6   se dilater [1.13] | 
| Exemples | 7   nitatra ny fanjakana tamin' ny androny
[2.508#198] 8 aoriana dia mety hitatra ny fampianarana [2.356#122] 9 mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny [2.285#318] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 3 combinaisons de ce mot | 
| Autres orthographes | 14 miitatra | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 16 Matrita, 17 mitatra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |