| Entrée | 1 mivoraka | 
| Radical | 2 voraka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity [1.1] 5 [mivôraka] matavy [Bezanozano] [1.78] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 9 mavoraky, 10 mivoraka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |