|
|
|
|

Entrée1  pataloha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [pataloa] Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] trousers
5  [1.2] See saroaly
Explications en français  6  [1.3, 1.8, 1.5] pantalon
Exemples  7  [2.4] Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona
8  [2.470] pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy.
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  12  Economie: vêtements
Autres orthographes  13  pataloa

Anagrammes  14 holapata, 15 pataloha

Mis à jour le 2025/09/12