| Entrée | 1 peta-drindrina | 
| Mots élémentaires | 2 petaka, 3 rindrina | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   (taloha) nilazana ny saridiseza amin' ny trano [1.1] 6 [petadrindrina] (ankehitriny) taratasy apetaka amin' ny rindrina misy filazana ho an' ny be sy ny maro [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   A wainscot. See saridiseza [1.2] | 
| Explications en français | 8   affichage [1.13] | 
| Exemples | 9   Eny amin' ny arabe, na aiza na aiza, misy petadrindrina maneso ireo relijiozy lahy sy vavy.
[1.369#] 10 Ny volana febroary dia efa nasiana petadrindrina lehibe tamin' ny toerana nanavanana teo an-tanàna. [2.356#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |