| Entrée (1/3) | 1 ranitra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   sharpness, keenness of edge. See rangitra [1.2] 5 sharpness [1.7] | 
| Explications en français | 6   état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance [1.3#508] 7 état de ce qui est bien tranchant [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 24 2 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/3) | 25 ranitra | 
| Partie du discours | 26 nom | 
| Explications en malgache | 27   [rañitra]
 sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [Tambahoaka]
 [1.78] 28 Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [1.1] | 
| Explications en français | 29   concubine : celui qui entretient un concubine [1.3#508] | 
| Exemples | 30   Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby.
[2.346#30] | 
| Entrée (3/3) | 31 Ranitra | 
| Partie du discours | 32 nom propre (titre de livre) [Liste complète] | 
| Auteur | 33  Rajaonarison Elie | 
| Editions | 34   Mitsinjo. 1992. Hauteur: 21cm. Largeur: 13.5cm. Pages: 128. | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 35 Ranitra, ranitra | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |