| Entrée | 1 sarobidy | 
| Mots élémentaires | 2 sarotra, 3 vidy | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1] | 
| Explications en français | 6   [saro-bidy]
 cher, précieux [1.3] | 
| Exemples | 7   sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra.
[2.472] | 
| Autres orthographes | 8 sarobidy | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |