| Entrée (1/3) | 1 tana- | 
| Partie du discours | 2 forme morphologique de tanana | 
| Entrée (2/3) | 3 tana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [1.2] | 
| Explications en français | 7   Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3#664] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 20 3 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (3/3) | 21 tana | 
| Partie du discours | 22 nom | 
| Explications en malgache | 23   [taña]
 tanalahy, tana:  Mañano dian-tana [Tanala]
 [1.78] 24 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1] | 
| Explications en anglais | 25   a chameleon [1.7] | 
| Explications en français | 26   caméléon [1.8] | 
| Tous les mots composés | 27 6 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 28 Zoologie: reptiles, amphibiens | 
| Analogues | 29 kamaitso, kamora, kamarabe, soamarandrana | 
| Proverbes | 30 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 31 Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly | 
| Illustrations | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |