| Entrée | 1 tokam-bolana | 
| Mots élémentaires | 2 tokana, 3 volana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1] 6 [tokambolana] tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13] | 
| Explications en français | 7   [tokambolana]
 fidèle [1.13] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |