| Entrée (1/4) | 1 tsangambato | 
| Mots élémentaires | 2 tsangana, 3 vato | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony [1.1] 6 vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [1.62] | 
| Explications en anglais | 7   a gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event [1.2] 8 a monument [1.7] | 
| Explications en français | 9   pierre ou monument commémoratif [1.8] | 
| Exemples | 10   Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon) 11 lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy. [2.499] 12 Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy. [2.508] 13 Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara. [2.472] | 
| Synonymes | 14 vatolahy | 
| Citations | 15 Textes citant ce mot | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (2/4) | 16 tsangambato | 
| Mots élémentaires | 17 tsangana, 18 vato | 
| Partie du discours | 19 nom | 
| Explications en malgache | 20   Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina [1.1] 21 asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [1.62] | 
| Exemples | 22   Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka
[1.1|1.62] | 
| Entrée (3/4) | 23 Tsangambato | 
| Partie du discours | 24 nom propre (titre de livre) [Liste complète] | 
| Explications en français | 25   Pendant son incarcération, [Randriamaromanana] a écrit un livre Tsangambato, où il laisse des conseils, des réflexion sur la philosophie malgache, sur le pouvoir, la culture. Cet ouvrage est encore inédit. [1.59] | 
| Vocabulaire | 26 Littérature: livres | 
| Auteur | 27  Randriamaromanana Albert | 
| Entrée (4/4) | 28 Tsangambato | 
| Mots élémentaires | 29 tsangana, 30 vato | 
| Partie du discours | 31 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 32 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 33 tsangambato, Tsangambato | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |