| Entrée | 1 aboraka | 
| Radical | 2 boraka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Aseho, lazaina hatramin' ny antsipiriany: Naborany tamiko ny tao ampony [1.1] | 
| Explications en français | 5   qu'on délie, qu'on défait, qu'on déballe, qu'on manifeste [1.3] | 
| Exemples | 6   naborany tao ny fitiavany sy ny faniriany azy ho kintan' ny tokantranony.
[2.499] 7 Ka dia aborako aminao izay zavatra rehetra karohiko, sady ny aina koa tsy mifametra, ka sao dia maty mangina irery atý aho, ka ho very tadidy izay rehetra namonoako tena! [2.499] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 12 borahina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |