Entrée | 1 borahina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 boraka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro Ambara, aseho tsy misy afenina |
Explications en anglais |
5 [1.2] see boraka |
Exemples |
6 [2.245#] fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika;
7 [2.508#] borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao 8 [2.347#68] Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina. |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 aboraka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |