| Entrée | 1 adidina | 
| Radical | 2 adidy | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Tsinina, omena tsiny [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured. [1.2] 6 to be blamed [1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on blâme [1.3, 1.8] 8 qu'on censure [1.3] | 
| Exemples | 9   noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy.
[2.285#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 14 adidina, 15 didiana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |