|
|
|
|

Entrée (1/4)1  adina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
Avina, antsafa, ontany, tanitany
Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
Explications en anglais  4  [1.2] examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina.
5  [1.7] a question, an examination
Explications en français  6  [1.3, 1.8, 1.5] question, examen
7  [1.5] information
Exemples  8  [2.314] eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Synonymes  26  adinadina
Analogues  27  faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka.

Entrée (2/4)28  adiña
Partie du discours  29  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  30  [1.78] foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo]
Synonymes  31  mady

Entrée (3/4)32  Adina
Partie du discours  33  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  34  [2.996] Adina
Explications en français  35  [2.996] Adîn
Exemples  36  [2.996] ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
Vocabulaire  37  Ecritures Saintes
Citations bibliques  38  Chapitres et versets citant Adina
Article  39  Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly

Entrée (4/4)40  Adina    
Partie du discours  41  nom
Vocabulaire  42  Botanique: genre scientific
Noms locaux de plantes 
Adina microcephala  sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy

Anagrammes  43 adany, 44 adiña, Adina, adina, 45 anday, 46 andia, 47 daina, 48 diana, DIANA

Mis à jour le 2025/09/13