| Entrée | 1 fanadina | 
| Radical | 2 adina | 
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina manadina: Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a! Zavatra adinina matetika: itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose [1.1] | 
| Explications en français | 5   Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner [1.3] | 
| Anagrammes | 6 fanadina, 7 fandaina, 8 Ifandana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |