Entrée | 1 aetry |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 etry |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be reduced in rank, to be humbled |
Explications en français |
6 [1.3] qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) 7 [1.8] qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie |
Exemples |
8 [2.996] ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry.
|
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot aetry |
Anagrammes | 14 aetry, 15 arety, 16 atery |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |