| Exemples | 4   Ny andrefana no ahatazanana an' Iavoko, tendrombohitra vokoka nitahiry afo fahizay.
[2.499] 5   Koa tamin'izao trano lehibe rihan-droa misy lavarangana kely eo andrefan-trano izao no nahatazanany an-dRazaimalala.
[2.324]
 6   Efa hatramin' ny fahazazako no nahatazanako io nosy kely io sy naniriako ny hahita izay ao aminy, fa tsy nety tanteraka izany fikasana izany.
[2.471]
 7   Teo an-kilan' ny trano no nisy ny fahitr' omby, izay nahatazanan' izy telo lahy mpiasa roa lahy mitondra langilangy mivezivezy eo anoloan' ny vavahady.
[2.472]
 
 |