| Entrée | 1 ahavitana | 
| Radical | 2 vita | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Exemples | 5   Tsy ahavitana ny tokony hatao.
[2.69#] 6 Mahajamba, mahalemy ary tsy ahavitana ny adidy intsony. [2.895#] 7 ka na marevaka andro ahavitana aza, dia hazeran' ny orana sy ny rivotra indray alina monja. [2.649#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 ahavitana, 12 hatiavana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |