| Entrée | 1 ahazoana | 
| Radical | 2 azo | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en anglais | 4   [1.2] | 
| Explications en français | 5   [1.3#69] | 
| Exemples | 6   Izao no tsy nahazoako nandrfitra izany (Voici pourquoi je n'ai pas pu supporter cela)
[1.3#69] 7 Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny [2.471] 8 Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 ahazoana miresaka kokoa | 
| Synonymes | 14 ahazahoana | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |