| Entrée | 1 ahodinkodina | 
| Radical | 2 hodinkodina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Exemples | 4   Tsy azo ahodinkodina mihitsy ny fananana sy ny vola na an' ny Fanjakana na an' ny vondrom-bahoaka sosialista.
[2.114#] 5 Dia ahodinkodina manisina (manara-tsisina) izay fiainana an-kapobeny eo ny resaka, sady miara-misotro eo izay zavatra naroson' ny tompontrano izy rehetra: mpamangy sy vangiana. [2.245#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |