| Entrée | 1 ahorirana | 
| Radical | 2 horirana | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be set on edge [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté [1.8] | 
| Exemples | 7   Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany.
[1.519#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 12 ahorirana, 13 hararoina, 14 irorahana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |