|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aiay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 aye-aye [1.54] 7 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233] |
| Ohatra |
8 Ary indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery.
[1.436#]
|
| Voambolana | 9 Haibiby: mampinono |
| Tsipelina hafa | 10ahay, hahay, haihay |
| Tovy hevitra | 11aingitra |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
89 Ny Gidro |
| Fivaditsoratra | 90 aiay, 91 iaia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|