| Entrée | 1 ajery | 
| Radical | 2 jery | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy [1.1] | 
| Exemples | 5   Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory.
[2.4#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 11 ajery, 12 Jeria | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |  |