Entrée | 1 akarina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 akatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana itỳ fitoeram-boky itỳ Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho vady Rasoa |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be brought up, to be fetched up; to be taken up, as words, letters, or persons from inferiors to superiors. 6 [1.7] to be lifted up |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on soulève, qu'on met plus haut, qu'on met plus haut |
Exemples |
8 [2.508#] Rehefa izany dia akarina ny saina.
9 [2.643#] Tsy maintsy akarina ireo fa mampahory ny madinika. |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot akarina |
Anagrammes | 15 akarany, 16 akarina, 17 araka ny |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |