| Entrée | 1 akatona | 
| Radical | 2 katona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be closed, as a door [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on ferme, (comme une porte) [1.8] | 
| Exemples | 7   Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny.
[2.4#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 12 akantao, 13 akatona, 14 akotana, 15 antaoka, 16 atakona, 17 atokana, 18 atonaka, atonàka | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |